|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afaka madiodio |
| Singan-teny | 2afaka, 3madiodio |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5avoir un non-lieu.
[1.5] |
| Ohatra |
6 Voalaza fa afaka madiodio ny lehilahy tamin’ireo fanenjehana azy ireo
[4.43]
7 Famotsiam-bola iray miliara ariary: afaka madiodio ireo olona fito voarohirohy [4.14] |
| Voambolana | 8 Lalàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|